-
Josoa 6:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ary nodorana ilay tanàna sy ny zava-drehetra tao. Fa natao tany amin’ny fitehirizana zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah kosa ny volafotsy sy ny volamena ary ny zavatra vita tamin’ny varahina sy vy.+
-