-
Genesisy 49:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “I Isakara+ indray dia ampondra mafy taolana, ka sady matory izy no mitondra kitapon-dasely roa. 15 Ho hitany fa tsara ny toerana ipetrahany sady mahafinaritra ilay tany. Hiondrika izy dia hitondra entana eo an-tsorony, sady hanaiky hanao asa an-terivozona.
-