-
1 Mpanjaka 6:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Vato efa voapaika no nanaovana an’ilay trano+ ka tsy nandrenesana feona marotoa, na famaky, na fitaovana vy, tao amin’ilay trano nandritra ny fanorenana.
-
-
1 Mpanjaka 7:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Vato lafo vidy+ no nanaovana an’ireo rehetra ireo. Voapaika araka ny refy nilaina ireo vato, sady notsofana tamin’ny tsofam-bato na ny anatiny na ny ivelany. Vato toy izany no nampiasaina, nanomboka teo amin’ny fototra ka hatreny amin’ny tampony. Toy izany koa ny tany ivelany, hatrany amin’ilay tokotany lehibe.+
-