Genesisy 30:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Farany, dia nahatsiaro an’i Rahely Andriamanitra ka nihaino ny vavaka nataony, dia nataony izay hahatonga azy ho bevohoka.*+ Genesisy 30:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nataony hoe Josefa*+ ny anarany, fa hoy izy: “Efa nampian’i Jehovah zazalahy iray ny zanako.” Genesisy 49:22-26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
22 Farany, dia nahatsiaro an’i Rahely Andriamanitra ka nihaino ny vavaka nataony, dia nataony izay hahatonga azy ho bevohoka.*+