FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nozarazarainy hanao ny fanompoany ny mpisorona,+ nifanaraka tamin’ny fitsipika napetrak’i Davida rainy. Notendreny hanao ny andraikiny koa ny Levita, mba hidera+ sy hanompo an’Andriamanitra eo anatrehan’ny mpisorona araka ny fanao isan’andro. Notendreny ho eny amin’ny vavahady samy hafa kosa ny mpiandry vavahady, araka ny fizarana nisy azy avy.+ Izany rehetra izany mantsy no nandidian’i Davida, lehilahin’Andriamanitra.

  • 2 Tantara 31:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nalamin’i Hezekia araka ny fizarana+ nisy azy ny mpisorona sy ny Levita,+ mba ho afaka hanatontosa tsara ny fanompoany.+ Nanolotra ny fanatitra dorana sy ny sorona iombonana izy ireo, ary nanao ny fanompoany sy nanolotra fisaorana sy fiderana teny amin’ireo vavahadin’ny tokotanin’i* Jehovah.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara