21 Tamin’ny taranak’i Ladana, izany hoe ny taranaky ny Gersonita, dia i Jehiela,+ izay anisan’ny lohan’ireo fianakaviambe avy tamin’i Ladana, 22 sy ny zanak’i Jehiela, Zetama, ary Joela rahalahiny. Izy ireo no niandraikitra ny fitehirizana ny zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah.+