4 Avy eo dia nisy Levita notendreny hanompo eo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah,+ mba hanome voninahitra* sy hisaotra ary hidera an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.
37 Dia navelan’i Davida teo anoloan’ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah i Asafa+ sy ny rahalahiny, mba hanompo foana eo anoloan’ilay Vata,+ araka ny fanao isan’andro.+