1 Tantara 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Notenenin’i Davida ny mpiadidy teo amin’ny Levita mba hanendry ny rahalahiny mpihira. Nasaina nihira tamin’ny fo izy ireo, sady hampiaraka ny hirany amin’ny zavamaneno, dia zavamaneno fitendry sy harpa+ ary kipantsona.+ 1 Tantara 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 I Hemana+ sy Asafa+ ary Etana mpihira no nasaina nampaneno ny kipantsona+ varahina.
16 Notenenin’i Davida ny mpiadidy teo amin’ny Levita mba hanendry ny rahalahiny mpihira. Nasaina nihira tamin’ny fo izy ireo, sady hampiaraka ny hirany amin’ny zavamaneno, dia zavamaneno fitendry sy harpa+ ary kipantsona.+