2 Samoela 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nana-namana atao hoe Jonadaba+ i Amnona. Zanak’i Simea+ rahalahin’i Davida i Jonadaba, ary lehilahy tena marani-tsaina. 2 Samoela 21:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nila ady tamin’ny Israely foana izy,+ ka novonoin’i Jonatana zanak’i Simey+ rahalahin’i Davida.
3 Nana-namana atao hoe Jonadaba+ i Amnona. Zanak’i Simea+ rahalahin’i Davida i Jonadaba, ary lehilahy tena marani-tsaina.