FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Nankao an-tanàna àry i Hosay naman’i Davida.*+ Tamin’izay indrindra no niditra tao Jerosalema i Absaloma.

  • 2 Samoela 16:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Rehefa tonga tao amin’i Absaloma i Hosay+ Arkita,+ naman’i Davida,* dia hoy izy tamin’i Absaloma: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Ho ela velona anie ny mpanjaka!” 17 Dia hoy i Absaloma taminy: “Izao ve ianao no hoe tia an’ilay namanao sy tsy mivadika aminy? Fa maninona ianao no tsy nandeha niaraka tamin’ny namanao?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara