FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 16:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Tantara 29:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary fantatro tsara fa mandinika ny fo ianao, ry Andriamanitro ô,+ sady mahafinaritra anao ny olona tsy mivadika.*+ Tamin’ny fo madio* no nanomezako an-tsitrapo an’ireo zavatra rehetra ireo. Tena faly koa aho mahita an’ireto vahoakanao ireto manao fanatitra an-tsitrapo ho anao.

  • Ohabolana 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Apokalypsy 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary hovonoiko amin’ny aretina mahafaty ny zanak’ilay vehivavy, dia ho fantatry ny fiangonana rehetra fa izaho no mandinika ny eritreritra lalina indrindra* sy ny fo, sady hamaly anareo tsirairay araka izay ataonareo avy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara