26 Efa-dahy no lehiben’ny mpiandry vavahady* nanao an’ilay andraikitra. Levita izy ireo ary mendri-pitokisana, ka niandraikitra an’ireo efitrefitra* sy ny fitehirizana zava-tsarobidy tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra.+
20 Ary tamin’ny Levita dia i Ahia no niandraikitra ny fitehirizana ny zava-tsarobidy tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra sy ny zava-tsarobidy efa nohamasinina.*+