Eksodosy 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tokony harahinareo tsara ilay modely* hasehoko anao, rehefa manamboatra ny tranolay masina sy ny kojakojany rehetra ianareo.+ Eksodosy 25:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary mitandrema tsara mba hifanaraka amin’ilay modely* naseho anao tatỳ an-tendrombohitra no hanaovanao an’ireo.+
9 Tokony harahinareo tsara ilay modely* hasehoko anao, rehefa manamboatra ny tranolay masina sy ny kojakojany rehetra ianareo.+
40 Ary mitandrema tsara mba hifanaraka amin’ilay modely* naseho anao tatỳ an-tendrombohitra no hanaovanao an’ireo.+