1 Tantara 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ary hazo sedera+ tsy hita isa. Nitondra hazo sedera be dia be ho an’i Davida mantsy ny olona avy any Sidona+ sy Tyro.+ 1 Tantara 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy nitandro hasasarana aho nanomana volamena 100 000 talenta,* sy volafotsy 1 000 000 talenta, ary varahina sy vy+ be dia be izay tsy voalanja intsony ho an’ny tranon’i Jehovah. Efa nanomana hazo sy vato+ koa aho, nefa mbola mila ampianao ireo.
4 ary hazo sedera+ tsy hita isa. Nitondra hazo sedera be dia be ho an’i Davida mantsy ny olona avy any Sidona+ sy Tyro.+
14 Tsy nitandro hasasarana aho nanomana volamena 100 000 talenta,* sy volafotsy 1 000 000 talenta, ary varahina sy vy+ be dia be izay tsy voalanja intsony ho an’ny tranon’i Jehovah. Efa nanomana hazo sy vato+ koa aho, nefa mbola mila ampianao ireo.