FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Miverena any amin’i Hezekia mpitarika ny vahoakako, dia lazao aminy hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah, Andriamanitr’i Davida razambenao: “Efa henoko ny vavaka nataonao, ary efa hitako ny ranomasonao.+ Koa hanasitrana anao aho,+ dia hiakatra any an-tranon’i Jehovah ianao rahafakampitso.+

  • 2 Mpanjaka 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy i Isaia: “Izao no famantarana avy amin’i Jehovah mba hahalalanao fa hotanterahin’i Jehovah ny teniny: Tianao hiroso zanatohatra* folo ve ny aloka, sa hihemotra zanatohatra folo?”+

  • 2 Tantara 32:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Rehefa nirahina hanontany azy momba ilay famantarana*+ tao amin’ny taniny anefa ny mpitondra tenin’ny andrianan’i Babylona,+ dia navelan’ilay tena Andriamanitra hanapa-kevitra irery izy mba hitsapana+ azy sy hahafantarana an’izay rehetra tao am-pony.+

  • Isaia 38:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hataoko mihemotra zanatohatra folo ny aloky ny masoandro izay efa nidina teo amin’ny zanatohatr’i* Ahaza.”’”+ Dia nihemotra zanatohatra folo ny aloka izay efa nidina teo amin’ny zanatohatra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara