FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Niray tetika hamely an’i Joasy anefa ny mpanompony,+ ka namono azy tao amin’ilay trano teo amin’ny Havoana,*+ teo amin’ny lalana midina ho any Sila.

  • 2 Tantara 25:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nisy niray tetika+ hanohitra an’i Amazia tany Jerosalema, nanomboka tamin’izy niala tamin’i Jehovah. Nandositra tany Lakisy àry izy, nefa naniraka olona hanenjika azy tany izy ireo ka namono azy tany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara