25 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve ny sisa amin’ny tantaran’i Amona, izany hoe izay nataony? 26 Dia nalevin’izy ireo tao amin’ny fasany, tao amin’ny zaridainan’i Oza,+ izy. Ary i Josia+ zanany no nanjaka nandimby azy.