21 Lasa mpanjaka i Amona+ tamin’izy 22 taona, ary nanjaka roa taona tao Jerosalema izy.+ 22 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, toy ny nataon’i Manase rainy.+ Dia nanao sorona ho an’ny sary sokitra rehetra nataon’i Manase rainy izy,+ sady nanompo an’ireny foana.