-
2 Tantara 31:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Raha vao vitan’izy ireo izany rehetra izany, dia lasa nankany amin’ireo tanànan’i Joda ny Israelita rehetra tonga teo, ka nopotipotehiny ny tsangambato masina+ ary nokapainy ny tsato-kazo masina.*+ Noravany koa ny toerana avo+ sy ny alitara+ nanerana an’i Joda sy Benjamina sy Efraima ary Manase,+ ka tsy nijanona izy ireo raha tsy efa rava tanteraka ireny. Samy nody tany amin’ny tanànany avy ny Israelita rehetra avy eo.
-