FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 23:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Niakatra nankao an-tranon’i Jehovah avy eo ny mpanjaka niaraka tamin’ny fokon’i Joda, ny mponina rehetra tao Jerosalema, ny mpisorona, ary ny mpaminany, izany hoe ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe. Dia novakin’ny mpanjaka tamin’izy ireo ny teny rehetra tao amin’ilay bokin’ny+ fifanekena+ hita tao an-tranon’i Jehovah.+

  • 2 Tantara 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nanampy an’i Josafata foana i Jehovah. Nanao hoatran’izay nataon’i Davida+ razambeny mantsy izy sady tsy nitady an’ireo Bala.

  • 2 Tantara 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Nehemia 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Teo anoloan’ny tany malalaka tandrifin’ny Vavahadin-drano i Ezra, dia novakiny mafy tamin’ny lehilahy sy ny vehivavy ary izay efa mahazo hevitra ilay boky misy ny Lalàna.+ Vao maraina be ka hatramin’ny mitataovovonana izy no namaky, ary nihaino tsara+ an’izay novakina ny olona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara