3 Andao àry isika hanao fifanekena amin’Andriamanitsika+ hoe horoahina ireo vehivavy rehetra ireo sy izay naterany, araka ny toromarika nomen’i Jehovah sy ireo manaja ny didin’Andriamanitsika.+ Andao hatao mifanaraka amin’ny Lalàna ny zavatra ataontsika.