-
2 Tantara 29:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Irin’ny foko anefa izao ny hanao fifanekena amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+ mba tsy ho tezitra be amintsika intsony izy.
-
-
2 Tantara 34:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Nijoro teo amin’ny toerany ny mpanjaka, ary nanao* fifanekena+ teo anatrehan’i Jehovah hoe hankatò an’i Jehovah sady hanaraka ny didiny sy ny fampahatsiahivany ary ny fitsipiny amin’ny fony manontolo sy ny tenany manontolo,+ ka hanatanteraka an’izay voalazan’ilay fifanekena voasoratra tao amin’ilay boky.+
-