-
Deoteronomia 31:24-26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Raha vao avy nanoratra ny teny rehetra ato amin’ity Lalàna ity tao amin’ny boky i Mosesy,+ 25 dia nandidy an’ireo Levita nilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah izy hoe: 26 “Alaivo ity boky misy ny Lalàna ity,+ dia apetraho eo akaikin’ilay Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, fa eo izy io no ho vavolombelona hiampanga anareo.
-