1 Tantara 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ireto avy ny zanakalahin’i Josia: I Johanana no lahimatoa, Joiakima+ no faharoa, Zedekia+ no fahatelo, ary Saloma no fahefatra. Jeremia 22:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Fa izao no lazain’i Jehovah momba an’i Saloma*+ zanak’i Josia, dia ilay mpanjakan’ny Joda nandimby an’i Josia+ rainy sy niala teto amin’ity toerana ity: ‘Tsy hiverina atỳ intsony izy.
15 Ireto avy ny zanakalahin’i Josia: I Johanana no lahimatoa, Joiakima+ no faharoa, Zedekia+ no fahatelo, ary Saloma no fahefatra.
11 “Fa izao no lazain’i Jehovah momba an’i Saloma*+ zanak’i Josia, dia ilay mpanjakan’ny Joda nandimby an’i Josia+ rainy sy niala teto amin’ity toerana ity: ‘Tsy hiverina atỳ intsony izy.