51 Vitan’i Solomona Mpanjaka àry ny asa rehetra tsy maintsy nataony ho an’ny tranon’i Jehovah. Dia nampidiriny tao ireo zavatra efa nohamasinin’i Davida rainy.+ Ary nataony tao amin’ny fitehirizana zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah ny volafotsy sy ny volamena ary ny fitaovana hafa.+
26 Io Selomota io sy ny rahalahiny no niandraikitra ny fitehirizana ny zava-tsarobidy rehetra efa nohamasinin’i+ Davida Mpanjaka,+ sy ny lohan’ireo fianakaviambe,+ sy ny lehiben’ny arivo, sy ny lehiben’ny zato, ary ny lehiben’ny tafika.