-
2 Mpanjaka 24:18-20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Lasa mpanjaka i Zedekia tamin’izy 21 taona, ary nanjaka 11 taona tany Jerosalema izy. Hamotala+ no anaran-dreniny, ary zanak’i Jeremia avy any Libna izy io. 19 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana i Zedekia, hoatran’izay rehetra nataon’i Joiakima.+ 20 Nanjo an’i Jerosalema sy Joda izany, satria tezitra tamin’izy ireo i Jehovah. Nesoriny tsy ho eo imasony+ àry izy ireo tamin’ny farany. Ary nikomy tamin’ny mpanjakan’i Babylona i Zedekia.+
-
-
Jeremia 52:1-3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
52 Lasa mpanjaka i Zedekia+ tamin’izy 21 taona, ary nanjaka 11 taona tany Jerosalema izy. Hamotala+ no anaran-dreniny, ary zanak’i Jeremia avy any Libna izy io. 2 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana i Zedekia, hoatran’izay rehetra nataon’i Joiakima.+ 3 Nanjo an’i Jerosalema sy Joda izany, satria tezitra tamin’izy ireo i Jehovah. Nesoriny tsy ho eo imasony+ àry izy ireo tamin’ny farany. Ary nikomy tamin’ny mpanjakan’i Babylona i Zedekia.+
-