-
Jeremia 38:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia namaly i Zedekia Mpanjaka hoe: “Eo am-pelatananareo izy. Tsy misy na inona na inona azon’ny mpanjaka atao hanakanana anareo.”
6 Koa nalain’izy ireo i Jeremia dia nalatsany tao amin’ny lavaka fanangonan-dranon’i Malkia zanaky ny mpanjaka, tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina.+ Tady no nampidinany an’i Jeremia. Tsy nisy rano tao amin’ilay lavaka fa fotaka fotsiny, ka nanomboka nilentika tao anaty fotaka i Jeremia.
-
-
Ezekiela 21:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 “Tonga anefa ny andronao, ry ilay maratra mafy efa ho faty, ry ilay ratsy fanahy mpiadidy ny Israely.+ Tonga ilay fotoana hanasaziana farany anao.
-