Jeremia 44:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Izao no hafatra nampitaina tamin’i Jeremia, ho an’ny Jiosy rehetra nipetraka tatỳ Ejipta,+ dia ireo nipetraka tao Migdola,+ Tapanesa,+ Nofa,*+ ary Patrosa:+ Jeremia 46:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Jeremia mpaminany momba ny hahatongavan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona mba hanafika an’i Ejipta:+
44 Izao no hafatra nampitaina tamin’i Jeremia, ho an’ny Jiosy rehetra nipetraka tatỳ Ejipta,+ dia ireo nipetraka tao Migdola,+ Tapanesa,+ Nofa,*+ ary Patrosa:+
13 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Jeremia mpaminany momba ny hahatongavan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona mba hanafika an’i Ejipta:+