10 Ary lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Hampiantso an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sady mpanompoko+ aho. Hapetrako eo ambonin’ireo vato nafeniko ireo ny seza fiandrianany, ary hovelariny eo ambonin’ireo ny tranolainy.+