Eksodosy 34:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia niteny tamin’i Mosesy i Jehovah hoe: “Manamboara takela-bato roa mitovy amin’ireo voalohany,+ fa hosoratako eo amin’ireo ny teny nosoratana teo amin’ireo takela-bato voalohany+ efa nopotipotehinao.+ Eksodosy 40:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nalainy avy eo ny Tenin’ny Vavolombelona,+ ka nataony tao anatin’ilay Vata.+ Dia natsofony ny bao filanjana+ an’ilay Vata,+ ary nataony teo ambonin’ilay izy ny sarony.+
34 Dia niteny tamin’i Mosesy i Jehovah hoe: “Manamboara takela-bato roa mitovy amin’ireo voalohany,+ fa hosoratako eo amin’ireo ny teny nosoratana teo amin’ireo takela-bato voalohany+ efa nopotipotehinao.+
20 Nalainy avy eo ny Tenin’ny Vavolombelona,+ ka nataony tao anatin’ilay Vata.+ Dia natsofony ny bao filanjana+ an’ilay Vata,+ ary nataony teo ambonin’ilay izy ny sarony.+