-
Amosa 4:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 ‘Nataoko mainan’ny rivotra mahamay sy tratran’ny aretin-javamaniry ny volinareo.+
-
-
Hagay 2:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia nalefako hamely anareo, izany hoe hamely ny zavatra rehetra nisasaranareo, ny rivotra mahamay sy ny aretin-javamaniry+ ary ny havandra. Tsy mba nisy niverina tamiko anefa ianareo’, hoy i Jehovah.
-