FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:37-40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 “Raha misy mosary eto amin’ity tany ity+ na areti-mandringana, na mainan’ny rivotra mahamay sy tratran’ny aretin-javamaniry ny voly,+ na misy andiam-balala na valala mirangorango, na misy fahavalo manao fahirano ny vahoakanao ao amin’ireo tanàna ao amin’ity tany ity,* na misy loza na aretina hafa,+ 38 ka mivavaka na mitalaho famindram-po+ ny olona iray na ny Israely vahoakanao rehetra—satria samy mahalala an’izay mampahory azy ao am-pony+ ao ny tsirairay—ka mamelatra ny tanany manandrify an’ity trano ity izy, 39 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao+ any, ary hamela heloka+ sy hanao zavatra! Mba valio araka izay nataony+ ny tsirairay, satria ianao no mahalala ny ao am-pony—ianao irery ihany no mahalala tsara ny ao am-pon’ny tsirairay+— 40 mba hatahorany anao amin’ny andro rehetra iainany eto amin’ity tany nomenao ny razambenay ity!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara