Salamo 130:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha mitsingoloka ny fahadisoanay ianao,* ry Jah* ô,Dia iza aminay no hahajoro,+ Jehovah ô? Mpitoriteny 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa samy efa nanota ny olona rehetra ka tsy mahatratra* ny voninahitr’Andriamanitra.+