FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 9:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary raha manompo ahy amin’ny fo manontolo+ sy manao izay mahitsy+ ianao, toy ny nataon’i Davida rainao,+ ka manao an’izay rehetra nandidiako anao+ ary mankatò ny fitsipiko sy ny didim-pitsarako,+ 5 dia hataoko mafy orina mandrakizay ny seza fiandrianan’ny fanjakanao eo amin’ny Israely, araka ny nampanantenaiko an’i Davida rainao hoe: ‘Hisy lehilahy avy amin’ny taranakao foana hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny Israely.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara