FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Nanao sambon’i Tarsisy* koa i Josafata, mba handehanana haka volamena+ tany Ofira. Tsy lasa tany anefa ireo sambo ireo, satria simba tao Eziona-gebera.+

  • Salamo 45:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Anisan’ny vehivavy ao an-dapanao ny zanakavavin’ireo mpanjaka.

      Mijoro eo ankavananao ny vadin’ny mpanjaka,* sady miravaka volamena avy any Ofira.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara