FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 11:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Nitady hamono an’i Jeroboama àry i Solomona. Nandositra tany Ejipta ho any amin’i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta+ anefa i Jeroboama, ary nijanona tany mandra-pahafatin’i Solomona.

  • 1 Mpanjaka 14:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama Mpanjaka, dia niakatra hanafika an’i Jerosalema+ i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara