Genesisy 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Samoela 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izao tenenina amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Naka anao avy teny amin’ny kijana teny am-piandrasana ondry+ aho mba ho mpitarika ny Israely vahoakako.+ Salamo 78:70, 71 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 70 Nifidy an’i Davida+ mpanompony izy,Ka naka azy avy tany amin’ny valan’ondry,+71 Teny am-piandrasana ondrivavy mampinono;Notendreny ho mpiandry an’i Jakoba vahoakany izy+Sy ho mpiandry an’i Israely lovany.+
8 Izao tenenina amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Naka anao avy teny amin’ny kijana teny am-piandrasana ondry+ aho mba ho mpitarika ny Israely vahoakako.+
70 Nifidy an’i Davida+ mpanompony izy,Ka naka azy avy tany amin’ny valan’ondry,+71 Teny am-piandrasana ondrivavy mampinono;Notendreny ho mpiandry an’i Jakoba vahoakany izy+Sy ho mpiandry an’i Israely lovany.+