-
1 Mpanjaka 5:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ny mpanompoko no hampidina an’izany avy any Libàna ho any an-dranomasina. Ary hatambatro ho zahatra ny hazo ka halefako eny an-dranomasina hatrany amin’izay toerana holazainao amiko. Any no hasaiko borahina izany, amin’izay mba azonao taterina. Ary ianao kosa hanome an’izay sakafo hangatahiko ho an’ny ankohonako.”+
-