-
1 Mpanjaka 15:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nesoriny tsy ho mpanjakavavy* mihitsy koa aza i Maka+ renibeny, satria nanao sampy mahatsiravina hivavahana tamin’ny tsato-kazo masina.* Dia nokapain’i Asa ilay sampy mahatsiravina+ nataon’ny renibeny, ka nodorany tao amin’ny Lohasahan’i Kidrona.+ 14 Fa tsy mba nesorina kosa ireo toerana avo.+ Na izany aza, dia nanompo an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo* i Asa, nandritra ny androm-piainany.
-