-
1 Mpanjaka 15:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Lasa mpanjakan’ny Israely i Nadaba+ zanak’i Jeroboama tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda. Ary nanjaka roa taona teo amin’ny Israely izy.
-
-
1 Mpanjaka 15:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Nanao tetika hamelezana an’i Nadaba i Basa zanak’i Ahia anisan’ny taranak’Isakara, ka namely azy tao Gibetona,+ izay an’ny Filistinina. Nanao fahirano an’i Gibetona i Nadaba sy ny Israely rehetra tamin’izay.
-