Deoteronomia 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Fa izao kosa no hataonareo amin’ireny: Arodano ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina,+ kapao ny tsato-kazony masina,*+ ary dory ny sary sokitra ivavahany.+
5 “Fa izao kosa no hataonareo amin’ireny: Arodano ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina,+ kapao ny tsato-kazony masina,*+ ary dory ny sary sokitra ivavahany.+