-
Eksodosy 14:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Rehefa nihananakaiky ry Farao, dia nitazana azy ireo ny Israelita ka nahita an’ireo Ejipsianina nanenjika azy. Koa natahotra be ny Israelita, ka nitaraina mafy tamin’i Jehovah.+
-
-
2 Tantara 13:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Koa rehefa nitodika ny miaramilan’ny Joda, dia hitany fa tsy maintsy niady tamin’ny fahavalo teo alohany sy tao aorianany izy ireo. Dia nitaraina tamin’i Jehovah+ izy ireo, ary nitsoka mafy ny trompetra ny mpisorona.
-