23 Dia hoy izy: “Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô, tsy misy Andriamanitra hoatr’anao+ na any amin’ny lanitra ambony na etỳ amin’ny tany ambany. Manaja fifanekena ianao, ary tia an’izay manompo anao amin’ny fony manontolo+ sady tsy mivadika aminy.+