FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary nataon’ny Israelita izay nasain’i Mosesy nataon’izy ireo, ka nangataka zavatra vita tamin’ny volafotsy sy volamena tamin’ny Ejipsianina izy ireo sady nangataka akanjo.+

  • 2 Mpanjaka 7:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa nanaraka an’ireo Syrianina hatrany Jordana izy ireo. Ary ny lalana rehetra, dia feno akanjo sy fitaovana narian’ny Syrianina tamin’izy ireo nikoropaka nandositra. Dia niverina nitantara an’izany tamin’ny mpanjaka ireo olona nirahiny.

      16 Dia nivoaka ny tanàna ny vahoaka ka nandroba ny tobin’ny Syrianina. Nanjary iray sekely monja àry ny vidin’ny lafarinina tsara toto eran’ny sehà, ary lasa iray sekely koa ny vidin’ny vary orza indroan’ny sehà, araka ny tenin’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara