-
1 Samoela 2:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia nivavaka i Hana ka nilaza hoe:
Misokatra be hamaly ny fahavaloko ny vavako,
Satria faly aho noho ny asa famonjena nataonao.
-
-
Salamo 30:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Hanandratra anao aho, Jehovah ô, fa nisintona ahy hiakatra ianao;
Tsy navelanao hifaly amin’ny fahavoazako ny fahavaloko.+
-