FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 9:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nankany an-tranon-drainy tany Ofra+ izy avy eo, dia novonoiny teo ambony vato iray ireo rahalahiny+ 70, zanak’i Jerobala. I Jotama faralahin’i Jerobala ihany sisa no velona, satria niafina izy.

      6 Dia nivondrona ny mpitarika rehetra tao Sekema sy ny olona rehetra tao Beti-milo, ka nataon’izy ireo mpanjaka i Abimeleka.+ Teo akaikin’ny hazobe iray, teo akaikin’ilay tsangambato tao Sekema, izy ireo no nanao an’izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara