FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Tsy nisy mpanjaka tany Edoma+ tamin’izany, fa lehibem-paritra no nanao ny asan’ny mpanjaka.+

  • 2 Mpanjaka 8:20-22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tamin’ny andron’i Jorama i Edoma no nikomy tamin’ny Joda+ sy nanendry olona hanjaka+ teo aminy. 21 Nankany Zaira niaraka tamin’ny kalesiny rehetra àry i Jorama. Dia nohodidinin’ny Edomita izy sy ny lehiben’ny miaramila mpitondra kalesy. Nifoha anefa izy tamin’ny alina, ka resiny izy ireo. Ary nandositra tany amin’ny tranolainy ny miaramila. 22 Mbola mikomy amin’ny Joda anefa i Edoma hatramin’izao. Nikomy koa ny tanànan’i Libna+ tamin’izany fotoana izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara