FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Tsy nisy mpanjaka tany Edoma+ tamin’izany, fa lehibem-paritra no nanao ny asan’ny mpanjaka.+

  • 2 Tantara 21:8-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tamin’ny andron’i Jorama i Edoma no nikomy tamin’ny Joda+ sy nanendry olona hanjaka teo aminy.+ 9 Nankany Edoma àry i Jorama sy ny mpitari-tafiny, niaraka tamin’ny kalesiny rehetra. Dia nihodidina azy sy ny lehiben’ny miaramila mpitondra kalesy ny Edomita. Nifoha anefa izy tamin’ny alina ka resiny ny Edomita. 10 Mbola mikomy amin’ny Joda anefa i Edoma hatramin’izao. Nikomy koa ny tanànan’i Libna+ tamin’izany fotoana izany, satria nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny+ i Jorama.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara