-
1 Mpanjaka 15:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah i Asa,+ hoatran’i Davida razambeny.
-
-
2 Tantara 14:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nesoriny tao amin’ny tanàna rehetra tany Joda ny toerana avo sy ny fandoroana emboka manitra.+ Tsy nisy nanakorontana mihitsy ny fanjakana, nandritra ny fitondrany.
-