2 Tantara 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nataon’ny mponin’i Jerosalema mpanjaka nandimby an’i Jorama i Ahazia zanany faralahy. Ny zokiny rehetra mantsy efa tapitra novonoin’ireo mpandroba tonga niaraka tamin’ny Arabo tao an-toby.+ Dia lasa mpanjakan’ny Joda i Ahazia zanak’i Jorama.+
22 Ary nataon’ny mponin’i Jerosalema mpanjaka nandimby an’i Jorama i Ahazia zanany faralahy. Ny zokiny rehetra mantsy efa tapitra novonoin’ireo mpandroba tonga niaraka tamin’ny Arabo tao an-toby.+ Dia lasa mpanjakan’ny Joda i Ahazia zanak’i Jorama.+